Entry | 1 hofaina |
Root | 2 hofa |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Antsoina amin' ny kopa-damba, na tanana na zavatra hafa: Hofay lamba izy fa tsy reny izany 5 Sivanina amin' ny sahafa: Hofao tsara ny vary, rankizy [1.1] |
Explanations in English |
6 to be waved at [1.7] |
Explanations in French |
7 qu'on appelle par un signe de la main [1.8] |
Morphology |
|
Other spellings | 12 hofana |
Anagrams | 13 anafiho, faohina, fiahona, fianaho, fihaona, hofaina, ifahano, ifohana |
Updated on 2023/01/20 |