Entry (1/3) | 1 hofana |
Root | 2 hofa |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Antsoina amin' ny kopa-damba, na tanana na zavatra hafa: Hofay lamba izy fa tsy reny izany Sivanina amin' ny sahafa: Hofao tsara ny vary, rankizy |
Morphology |
|
Other spellings | 9 hofaina |
Entry (2/3) | 10 hofana |
Root | 11 hofa |
Part of speech | 12 passive verb |
Explanations in Malagasy |
13 [1.1] Raisina hipetrahana ka andoavana hofany: Hofan-dRakoto mpanao kiraro ny tranon-dRabeao atsimonay |
Explanations in English |
14 [1.7] to be rented from someone |
Explanations in French |
15 [1.8] qu'on loue de quelqu'un |
Morphology |
|
Entry (3/3) | 20 hofaña |
Part of speech | 21 noun |
Explanations in Malagasy |
22 [1.78] [Tanala]
kankana mena monina amin'ny tany mandomando |
Vocabulary |
23 Zoology: invertebrates |
Anagrams | 24 afahon, ahofan, fahano, fahoan, fanaho, fanoha, faohan, foahan, fonaha, hafona, hanafo, hanofa, haofan, hofana, hofaña, nafaho, nahofa |
Updated on 2020/07/31 |