|
|
|
|

Entry (1/3)1  holatra
Part of speech  2  noun
Explanations in French  3  [1.19] [Tankarana] provocation dissimulée, tournée.
Synonyms  4  ankolatra

Entry (2/3)5  holatra
Part of speech  6  noun
Explanations in Malagasy  7  [1.1] Dian-dratra na fery efa sitrana hita eo amin' ny hoditra.
Explanations in English  8  [1.7] a scar
Explanations in French  9  [1.3, 1.8, 1.5] cicatrice
Examples  10  [2.472] Hitan' ialahy io holatra amin' ny sandriko io, diam-benitra io.
11  [2.499] Na ho sitrana aza, hoy Fatakamana tamin ny namany, ny holatra tsy ho azo kosehina!
Vocabulary  12  Health
Derivatives 
13  Active verbs :
Compound words 
Phytonyms 
Titles  25  Ilay olona feno holatra (Rapatsalahy Paul)

Entry (3/3)26  holatra
Part of speech  27  noun
Explanations in Malagasy  28  [1.1] Karazan-javamaniry mitarehina elo mivelatra ny maro aminy: Misy karazany roa lehibe ny holatra: dia ireo fihinana ary ireo misy poizina ka mahafaty
Explanations in English  29  [1.7] mushrooms; fungus in general
Explanations in French  30  [1.8] champignon
31  [1.3, 1.5] nom générique des champignons
32  [1.196][olatra] (dictionnaire Abinal et Malzac, 4e édition (1930) p. 236 et 459 : admet les deux orthographes ; mais en malgache moderne, on écrit plutôt holatra). Nom générique des Champignons :
[olatra] d'après Cardenan, Journal Officiel de Madagascar n° 272 (7 Juillet 1898) p. 2119, à Farafangana ce nom est réservé au champignon blanc comestible des parcs à boeufs. Le Dr. H. Poisson l'identifie avec doute à Agaricus campestris L. (Agaricaceae). [Taifasy]
Examples  33  [2.48] dia totoina ny ravin' ana-mamy, dia fiazana atao amy ny tavy, dia ahosotra ny holatra vaovao;
34  [2.470] Mandrara-boa an-tanimena ny lahin-taretra amoron-dalana ary mitsangana eo amin' ny hamandoan' ny zezika ny holatra fotsy sy volombatolalaka.
Vocabulary  35  Botany
Other spellings  36  olatra
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Scientific name 
Quotes  57  Texts mentioning holatra

Anagrams  58  ahalotr, haloatr, halotra, halôtra, holatra

Updated on 2025/04/13