Entry | homa > homana (hana) | ||||||
Part of speech | passive verb | ||||||
Explanations in Malagasy | Mihinana: Tsy homan-kena izahay anio Mandany zavatr' olona ho an' ny tena: Homana ny volam-bahoaka io mpiasam-panjakana io Mahazo: Mba tsarovy ny namana fa homana be ise amin' io asa io [1.1] | ||||||
Explanations in English | To eat ; to extort ; to bite (of fish) ; cf. hanina, hinana; [1.7] | ||||||
Explanations in French | Manger ; extorquer ; mordre (se dit des poissons) ; cf. hanina, hinana [1.8] | ||||||
Examples | Raha sakafo no manimanitra, mazoto homana ny mpihinana.
[2.470] | ||||||
Morphology |
| ||||||
Compound words |
| ||||||
Analogs | hanina ~ hinana | ||||||
Proverbs | Proverbs containing the word homana | ||||||
Anagrams | homana, manoha |