Entry | 1 homboana |
Root | 2 hombo |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Araikitra amin' ny hombo, tsimatra: Homboy ny hidin-trano 5 Fantsihana: Nohomboana tamin' ny hazofijaliana i Jesoa-Kristy 6 Asiana, alentika: Nohomboana tamin' ny teniny Ikotofatsora [1.1] |
Explanations in English |
7 to be nailed to something [1.7] |
Explanations in French |
8 qu'on attache avec des clous [1.8] |
Morphology |
|
Anagrams | 13 ambonoha, anomboha, hanomboa, haombona, hoboanam, hombanao, homboana, manoboha |
Updated on 2023/01/20 |