Entry | 1 hombo |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Hazo na vy kely anentsenanaloaka, anakambanan-javatra roa simaka; fanararaotana tenin' olona mba hamelezana azy ihany; fihamafisan' aretina: Hay tsy varavarana hombo vy fa hazo fisaka midity harongana (Rajaonah Tselatra) |
Explanations in English |
4 [1.7] an iron or wooden spike or peg |
Explanations in French |
5 [1.8] cheville en bois ou en fer, clou |
Derivatives |
|
Anagrams | 11 |
Updated on 2025/01/21 |