Entry (1/2) | 1 mihombo |
Root | 2 hombo |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mikambana amin' ny alalan' ny hombo, miraikitramafy: Varavarana mihombo amin' ny dity fotsiny 5 Mifantsika amin' ny asa: Mihombo amin' ny fianarany ity zazalahy ity 6 Mikiribiby amin' ny...: Mihombo amin' ny heviny Rabe [1.1] |
Explanations in English |
7 to be nailed fast [1.7] |
Explanations in French |
8 être cloué [1.8] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 13 mihombo |
Root | 14 tombo |
Part of speech | 15 active verb |
Explanations in Malagasy |
16 Mihamafy (enti-milaza aretina): Nihombo ny aretiny hatramin' ny omaly [1.1] |
Explanations in English |
17 Mihombo ny aretina (The sickness is getting worse) [1.7] |
Explanations in French |
18 Mihombo ny aretina (La maladie s'aggrave) [1.8] |
Synonyms | 19 manombo |
Updated on 2023/01/20 |