Entry | 1 homehy |
Root | 2 hehy |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.78] [Taisaka, Bara]
mihomehy 5 [1.1] Misoka-molotra mampiseho nify ho fanehoana hafaliana na koa fanesoana koa aza: Sahy homehy ahy ve ianao? ~ Tsy fanao ny homehy lavo (Ankehitriny dia ny hoe mihomehy no fampiasa indrindra). |
Explanations in English |
6 [1.7] to laugh; to mock |
Explanations in French |
7 [1.8] rire; se moquer |
Examples |
8 La teateany, la homehy, la teateny, tsy horofako zao! [2.606#] 9 tsy mahalala indrafo fa vao mainka koa faly sy homehy mahita an-dRakotomihanta mijaly sy miolanolana irery eo! [2.357#] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 19 Proverbs containing the word homehy |
Anagrams | 20 |
Updated on 2025/01/21 |