|
|
|
|

Entry1  mihomehy
Root  2  homehy
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Misoka-molotra mampiseho nify ho fanehoana hafaliana: Vao iray volana, hono, ity zaza ity dia nihomehy
Mamazivazy: Nihomehy an' ilay Rangahy be kibo daholo ny ankizy
Maneso, manakora: Tsy fanao ny mihomehy ny resy
Explanations in English  5  [1.7] to laugh at, to mock; to laugh
Explanations in French  6  [1.8] rire; se moquer de
Examples  7  Ankizy mahay mihomehy ireny, ankizy mahay milalao, mahay mihira, mahay mifaly, - saingy zanaky ny Tantsaha, ankizin' ambanivohitra. [2.470]
8  Izy ve mihomehy|hihomehy, ianao tsy mihomehy|hihomehy! [2.472]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Analogs  13  mitokelaka, lokin' ny hehy, latsaky ny hehy, dangin' ny hehy, ridan' ny hehy, jihitry ny hehy, tsipaky ny hehy, toran' ny hehy, matin' ny hehy, miatatry ny hehy, mibokitra ny tehezana, tsy manana aina, mivadika aty, tapa-tsinay, mivanika, mivanitika, manahy nify, mampiseho katsaka, mihomehy mihimoka, mihomehy tsy vaky, mikakakaka, mitokaka, manao hehy voraka, mihomehy ra, mihomehy mikafana, manao hehy valaka, manao farahehy, mivanivany, mikanikany, mikimokimoka, mikikikiky, mitsiky, mitsikitsiky, mitsiky tsy ravo, mitsiky mahalana, mitsiky vazana
Compound words 
Proverbs  21  Proverbs containing the word mihomehy

Updated on 2024/12/11