Entry (1/2) | 1 mivanìka |
Root | 2 vanika |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Miseho (nify) 5 Mampiseho nify fa voa ka hany hery ny nify no haseho toa mihomehy foana: Tratra ny anao lahy ka hany heriny nivanika fotsiny 6 Mampiseho nify noho ny hatezerana 7 Reraka mafy dia mafy: Nivanika izy niditra ny trano fa lampan' ny hanoanana sy main' ny hetaheta, hono [1.1] |
Morphology |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word mivanìka |
Entry (2/2) | 13 mivanikà |
Root | 14 van |
Part of speech | 15 imperative of active verb mivan |
Explanations in Malagasy |
16 [1.1] |
Explanations in French |
17 [1.3] |
Tables and plates |
18 All the active imperatives |
Anagrams | 19 mikavina, mivanikà , mivanìka, mikavina, mivanikà , mivanìka |
Updated on 2023/01/20 |