Entry (1/3) | 1 mikakakaka |
Root | 2 kakakaka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mihomehy lava sy heno lavitra: Raha vao kitikitihina i Tiana kely dia mikakakaka |
Explanations in English |
5 [1.7] to laugh loudly |
Explanations in French |
6 [1.8] rire aux éclats |
Morphology |
|
Analogs | 11 lokin' ny hehy, latsaky ny hehy, mitolakàka, mikikikiky, mitsikikikiky, mikanikany, mitsikanikany, mitokelaka, manao hehy ranovaky |
Entry (2/3) | 12 mikakakaka |
Part of speech | 13 adjective |
Explanations in Malagasy |
14 [1.78] [Bara]
zendana; mitanatana vava, tsy afa-miteny |
Entry (3/3) | 15 mikakakakà |
Root | 16 kakakaka |
Part of speech | 17 imperative of active verb mikakakaka [Full list] |
Explanations in Malagasy |
18 [1.1] |
Explanations in French |
19 [1.3] |
Anagrams | 20 |
Updated on 2025/01/21 |