|
|
|
|

Entry1  hono
Part of speech  2  participle
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Teny atao eny afovoan' ny teny lazaina na mamarana azy ka enti-milaza fa mpamerina fotsiny izay voalaza ny tena ary tsy tompon' antoka amin' ny fahamarinany: Manavy, hono, Rakoto, ka tsy tonga niasa
Explanations in English  4  [1.7] they say
Explanations in French  5  [1.3, 1.8] on dit
6  [1.3] dit-on
Examples  7  Iza avy, hono, no mba ory? [2.285]
8  dia gaga, hono, izy roa vavy. [2.293]
9  Avy any Arabia, hono, ny fiaviany. [2.117]
10  Izany Iarivo izany, hono, ka malama maina. [2.499]
Derivatives 
11  Active verbs :
12  Passive verbs :
13  Names :

Anagrams  14 

Updated on 2025/01/28