Entry | 1 mihono |
Root | 2 hono |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mamerina honohono, mitantara zavatra tsy natrehina fa araka ny filazan' olona fotsiny: Tsy maintsy Rasoa indray no nihono taty 5 Tsy mahalala raha tsy avy amin' ny filazan' ny olona: Nahahenoheno momba ny fikasan' ise aho, Rakoto. -- Saika hiresaka aminao indrindra aho, ry dada, fa ianao indray ve no avala hihono? [1.1] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 10 Proverbs containing the word mihono |
Anagrams | 11 honoim, mihono, ohonim |
Updated on 2023/07/17 |