Entry | 1 hosokosoka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Zavatra tsy tena izy, fa ala tahaka ratsy sy vita an-tandrevaka mba hamitahana: Nanao vola an-kosoka izy ka voasazy roapolo taona amponja. |
Explanations in English |
4 [1.7] fraud, falsification |
Explanations in French |
5 [1.3#271, 1.8] supercherie 6 [1.3#271] falsification, altération, apparence fausse et trompeuse, comme celle de la fausse monnaie 7 [1.8] fraude |
Examples |
8 [2.4#] Fa nanomboka teo amin' ny varimitsangana kosa, dia ny marina tsy nisy hosokosoka no nambarako. |
Root | 9 hosoka |
Synonyms | 10 hosoka |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |