|
|
|
|

Entry1  hosokosoka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Zavatra tsy tena izy, fa ala tahaka ratsy sy vita an-tandrevaka mba hamitahana: Nanao vola an-kosoka izy ka voasazy roapolo taona amponja.
Explanations in English  4  [1.7] fraud, falsification
Explanations in French  5  [1.3#271, 1.8] supercherie
6  [1.3#271] falsification, altération, apparence fausse et trompeuse, comme celle de la fausse monnaie
7  [1.8] fraude
Examples  8  [2.4#] Fa nanomboka teo amin' ny varimitsangana kosa, dia ny marina tsy nisy hosokosoka no nambarako.
Root  9  hosoka
Synonyms  10  hosoka

Updated on 2024/12/11