|
|
|
|

Entry (1/2)1  hosorana
Root  2  hosotra
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Lalorina na tavonana menaka/loko/vernia/fotaka/savony: Ity angaha tsy mba nohosoran-dreniny menaka? / Hosory vernia ny fanakao fa hangilohilo / Tsy manaiky aho fa nohosorany fotaka ny lambako / Hosory savony tsara ny lamba
5  Hamasinina, apetraka sy atokana hiandraikitra raharaha lehibe sy ambony: Nohosoran' i Papa Ray masina ho Eveka izy [1.1]
Explanations in English  6  to have something smeared or painted on it [1.7]
Explanations in French  7  qu'on peint ou enduit de quelque chose [1.8]
Examples  8  Ho hosorana loko mba hateza satria raha tsy izany dia ho lo vetivety toy ny teo aloha. [2.332#]
9  tapa-kazo izay hosorana tseroka na tantely, ary ravahana vakana sy ampitafiana lamba jaky; [2.588#]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Proverbs  14  Proverbs containing the word hosorana

Entry (2/2)15  hosorana
Part of speech  16  noun
Explanations in French  17  Nom général des onguents, pommades, produits avec lesquels on frictionne [1.196]
Vocabulary  18  Botany

Anagrams  19  hanosora, hasorona, horosana, hosarona, hosorana

Updated on 2023/01/20