|
|
|
|

Entry (1/2)1  hosorana
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Lalorina na tavonana menaka/loko/vernia/fotaka/savony: Ity angaha tsy mba nohosoran-dreniny menaka? / Hosory vernia ny fanakao fa hangilohilo / Tsy manaiky aho fa nohosorany fotaka ny lambako / Hosory savony tsara ny lamba
Hamasinina, apetraka sy atokana hiandraikitra raharaha lehibe sy ambony: Nohosoran' i Papa Ray masina ho Eveka izy
Explanations in English  4  [1.7] to have something smeared or painted on it
Explanations in French  5  [1.8] qu'on peint ou enduit de quelque chose
Examples  6  [2.332#] Ho hosorana loko mba hateza satria raha tsy izany dia ho lo vetivety toy ny teo aloha.
7  [2.588#] tapa-kazo izay hosorana tseroka na tantely, ary ravahana vakana sy ampitafiana lamba jaky;
Root  8  hosotra
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Proverbs  13  Proverbs containing the word hosorana

Entry (2/2)14  hosorana
Part of speech  15  noun
Explanations in French  16  [1.196] Nom général des onguents, pommades, produits avec lesquels on frictionne
Vocabulary  17  Botany

Anagrams  18  hanosora, hasorona, horosana, hosarona, hosorana

Updated on 2025/01/21