Entry (1/2) | 1 ianarana |
Root | 2 anatra |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1#447] Enti-milaza ny zavatra iray atao ny hahaizana azy |
Explanations in English |
5 [1.2#40] |
Explanations in French |
6 [1.3#37] qu'on étudie, qu'imite |
Examples |
7 Ny dada no sarotra ianarana. [2.69#280] 8 Hararaoty ny andro tsy ianarana hidiovana. [2.117#12] 9 Ny tenindrazana no tokony hianarana voalohany indrindra [1.1#447] |
Morphology |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word ianarana |
Entry (2/2) | 15 ianarana |
Root | 16 anatra |
Part of speech | 17 relative verb |
Explanations in Malagasy |
18 [1.1#447] Enti-milaza ny fomba, toerana, fitaovana entina mianatra |
Explanations in English |
19 [1.2#40] |
Explanations in French |
20 [1.3#37] |
Examples |
21 Ny rakibolana no tsara hianarana ny tenin-drazana [1.1#447] 22 ianarana koa ny miandry amim-paharetana hoy Idada. [2.332#42] |
Morphology |
|
Proverbs | 27 Proverbs containing the word ianarana |
Anagrams | 28 |
Updated on 2025/01/21 |