Entry | 1 ianteherana |
Root | 2 antehitra |
Part of speech | 3 relative verb |
Explanations in Malagasy |
4 Itokiana, iankinana, antenaina mba hanohana, ho vonjy sy tohana: Ny fanjakana no ianteheran' ny vahoaka [1.1] |
Examples |
5 Ny mpanan-karena no ianteheran' ny mahantra (Les pauvres s'appuient, comptent sur les riches) [1.3] 6 Hianao no ianteherako (Je me confie à vous, je compte sur vous) [1.3] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word ianteherana |
Updated on 2023/01/20 |