Entry | 1 ianteherana |
Part of speech | 2 relative verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Itokiana, iankinana, antenaina mba hanohana, ho vonjy sy tohana: Ny fanjakana no ianteheran' ny vahoaka |
Examples |
4 [1.3] Ny mpanan-karena no ianteheran' ny mahantra (Les pauvres s'appuient, comptent sur les riches) 5 [1.3] Hianao no ianteherako (Je me confie à vous, je compte sur vous) |
Root | 6 antehitra |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word ianteherana |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |