Ibozy anefa ao marary, i Solo noroahin'ny mpa-mpianatra fa tsy nahaloa kolazy.[1.281]
2
Amin' io fotoana analana volo ny zaza io matetika no anomezana anarana azy, izay tsy mbola iantsoana azy anefa akory raha tsy efa feno enina na fito taona iz'y, fa mbola anaram-bosotra tsotra toy ny Ikoto sy Ibozy fotsiny aloha no anononana azy.[2.436]