Entry | 1 Ibozy |
Part of speech | 2 name (anthroponym) [Full list] |
Explanations in English |
3 [1.7] a common name for small girls |
Explanations in French |
4 [1.8] nom de petites filles |
Examples |
5 [1.281#ikakilaysyifaralahy] ibozy anefa ao marary, i Solo noroahin'ny mpa-mpianatra fa tsy nahaloa kolazy. 6 [2.436#] Amin' io fotoana analana volo ny zaza io matetika no anomezana anarana azy, izay tsy mbola iantsoana azy anefa akory raha tsy efa feno enina na fito taona iz'y, fa mbola anaram-bosotra tsotra toy ny Ikoto sy ibozy fotsiny aloha no anononana azy. |
Elementary words | 7 bozy |
Updated on 2024/12/10 |
![]() |