|
|
|
|

Entry1  iheverana
Root  2  hevitra
Part of speech  3  relative verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1]
Explanations in French  5  [1.3#243]
Examples  6  Tsy mora araka ny iheverana azy akory ny mitantara. [2.314#]
7  Mitovitovy amin'ny atao hoe «Zavatra» no iheverana azy. [2.588#]
8  Ary inona no mba hanintona amin' ny fiainana natolotra amin' ny fotoana izay iheverana matetika ny fahafoizan-tena ho fanoherana ny zon' ny olona hivelatra? [1.369#]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Proverbs  13  Proverbs containing the word iheverana

Updated on 2023/01/20