Entry | 1 iheverana |
Part of speech | 2 relative verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] |
Explanations in French |
4 [1.3#243] |
Examples |
5 [2.314#] Tsy mora araka ny iheverana azy akory ny mitantara. 6 [2.588#] Mitovitovy amin'ny atao hoe «Zavatra» no iheverana azy. 7 [1.369#] Ary inona no mba hanintona amin' ny fiainana natolotra amin' ny fotoana izay iheverana matetika ny fahafoizan-tena ho fanoherana ny zon' ny olona hivelatra? |
Root | 8 hevitra |
Morphology |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word iheverana |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |