Entry | 1 Ikala |
Part of speech | 2 name (anthroponym) [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Teny entina milaza zazavavy ka: 1) tononina mialoha ny anarany: Tsy hita ny nalehan' Ikala Soa, nefa tadiavin-dreniny izy; 2) atao eo alohana mpamaritra anarana mamingavinga ka entina maneso na manompa: Ikala adala, Ikala tsy mahita ny viliany iny! |
Explanations in English |
4 [1.2] a girl, a wench, a woman. It is also used for the female of animals, especially of fowls. 5 [1.7] a common name for women and girls, usually disrespectful, often used to form expressions of abuse |
Explanations in French |
6 [1.8] nom propre de femme; familier, souvent péjoratif; sert à former des sobriquets péjoratifs |
Examples |
7 ikala Soa zandriko nanambady zanak' olona mpiavy. [2.445#] 8 nefa tsy hitan-dRafara sy ikala izay nidirany tao. [2.69#] |
Vocabulary |
9 Forms of Address |
Compound words |
|
Anthroponyms |
|
Anagrams | 16 alaik, alika, Ikala, ilaka, kalay, laika, lakai, liaka |
Updated on 2023/10/28 |