Entry | 1 Ikaladala |
Part of speech | 2 proverbial name [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 [1.10] 4 [Ikalaadala] Afa-tsy ny fampiasana azy amin' ny olona simba saina dia ataon' ny vehivavy fanomezan-tsiny ny tenany ity raha misy zava-dehibe hadinony na tsy vitany, ka mampalahelo azy na mampanenina azy: Maty aho, fa adinon' ity Ikalaadala any anaty fiarakodia ny elo! Raha te-hampiasa ny mafimafy kokoa noho ny Ikalaadala izy dia ny Ikalatrotraka no ilazany ny tenany. |
Explanations in French |
5 [1.3] Cette imbécile 6 [2.415] Cette sotte |
Examples |
7 [2.332#] Tandremo anefa sao manao volin' ikaladala, ka atao eo izao zavamaniry rehetra izao, hoy Ineny. |
Elementary words | 8 Ikala, adala |
Proverbs | 9 Proverbs containing the word Ikaladala |
Updated on 2024/12/10 |
![]() |