|
|
|
|

Entry1  ilay fady
Elementary words  2  ilay, fady
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] ilay ratsy, ilay tsy valahara; entimanondro olona fetsifetsy, fangoloka tokony hohalavirina, hatao fady ny miaraka aminy
Explanations in English  5  [1.2] the rascal! An insulting phrase.

Updated on 2024/12/07