Entry | 1 ilay |
Part of speech | 2 pronoun [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fanao indrindra amin' ny anaran' olona na zavatra: 1) tondroina mafimafy kokoa: Ny masoandro no ilay mpanasoa ny voary; 2) na efa noresahina: Moa efa tonga teo ilay mpandrafitra? 3) na anaram-bosotr' olona na biby lahy: Nandrifatra ilay mena ka tsy tana. (Matetika no soratana atao teny iray ny ilay sy ny mpamaritra anarana, ny fitambarany no nanjary anaram-bosotra: Nandrifatra Ilaimena ka tsy tana.) |
Explanations in English |
4 [1.2] the, this, that. It is often used like the English definite article. 5 [1.7] that one, usually referring to someone or something understood or previously referred to |
Explanations in French |
6 [1.8] le, celui; indique souvent une personne ou une chose dont on déjà parlé |
Compound words |
|
Titles |
Tables and plates |
59 All the pronouns |
Anagrams | 60 aili, aily, ilai, ilay |
Updated on 2025/02/08 |
![]() |