|
|
|
|

Entry1  ilay trotraka
Elementary words  2  ilay, trotraka
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] ilazana olona tsinontsinona sy tsy misy antony noho ny haratsiany
Explanations in English  5  [1.2] [trotraka, weary.] a word used by men in imprecating evil.
Analogs  6  ikalatrotraka

Updated on 2024/12/12