|
|
|
|

Entry1  impito
Root  2  fito
Part of speech  3  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Enti-milaza fiverenan-javatra inenina miampy indray mandeha: Avadiho impito ny lelanao alohan' ny hiteny, hoy ny Soratra Marina
Explanations in English  5  [1.2] seven times.
Explanations in French  6  [1.3] sept fois
Examples  7  ka na maty impito na torana impolo
aza tsy maninona raha matin-kanin-tiana
[2.131]
8  Hatramin'ny impito va? [2.996]
Derivatives 
9  Active verbs :
10  Adverbs :
Compound words 

Anagrams  12  impito, mipoty, mitopy, mpioty

Updated on 2023/08/11