Entry | 1 indreny |
Part of speech | 2 interjection [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Enti-manondro olona na zavatra maro hita lavitra eny: Indreny lasa ny miaramila hanao sarinady |
Explanations in English |
4 [1.2] behold! There! Lo! Here they are. A plural form. 5 [1.7] there they are! |
Explanations in French |
6 [1.3#280] les voilà, ceux-là |
Examples |
7 [2.499#] indreny ny tsiriry mamonjy toerana mangina tao Anosy. 8 [2.895#] Dia indreny ireto mpianaka va niditra ny ala matevina. 9 [2.356#] indreny ny foza maromaro, manatona ny fafy, mihoriram-pamindra. |
Root | 10 indry |
Anagrams | 11 dreniny, endriny, indreny, indriñe |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |