Entry | 1 indreo |
Root | 2 ireo |
Part of speech | 3 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Enti-manondro olona na zavatra maro izay toy ny atolotra na aseho: Indreo ny mpianatrao, hoy ny lehiben' ny sekoly tamin' ilay mpampianatra, dia lasa izy |
Explanations in English |
5 [1.2] behold! A plural form of indro. 6 [1.7] there they are! plural ofindro |
Explanations in French |
7 [1.3#280] pluriel de indro : les voilĂ ! 8 [1.8] les voilà! pluriel of indro |
Examples |
9 Ary indreo koa ianareo mpanan-karena. [2.298#113] 10 indreo izy dimy lahy variana niresaka eo. [2.357#31] 11 indreo koa atsy, ny zandry mahaleo mahala-sana. [2.245#52] |
Anagrams | 12 |
Updated on 2025/01/21 |