Entry | 1 ireto |
Part of speech | 2 pronoun [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Enti-manondro zavatra na olona maro mitovy halaviran-toerana lazaina amin' ny "ito" na "ity": Avoahy any ireto zaza ireto fa mitabataba |
Explanations in English |
4 [1.2#291] those, these. Plural of ito, which is obsolete except in compounds 5 [1.7.en#32] these quite near (in sight) |
Explanations in French |
6 [1.3] ceux-ci, celles-ci; ces 7 [1.8] ceux-ci, tout près (visibles) |
Examples |
8 [2.499] Tsy nisy niteny ireto namany. 9 [2.48] Ahoana re no nahazoana ireto vary ireto? 10 [2.559] Ho fahatsiarovana an' ireto ray aman-dreniko, izay samy efa nodimandry ireto |
Root | 11 ito |
Tables and plates |
12 All the pronouns |
Anagrams | 13 ireto, oreti |
Updated on 2025/02/02 |
![]() |