|
|
|
|

Entry (1/3)1  ito
Part of speech  2  pronoun [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Bara] ity
4  [1.1] Enti-manondro ny taona diavina na hitsahina: Be ny voankazo taona ito
Indraindray koa ampiasain' ny mpanoratra mitovy amin' ny "itỳ" ny "ito", fa tsy miverina indroa, aloha sy aorian' ny anarana kosa izy
Examples  5  Hafa noho izay vokatra teo aloha no azo tamin' ito. [2.445#]
Derivatives 
6  Pronouns :
Compound words 
Tables and plates  9  All the pronouns

Entry (2/3)10  ito
Part of speech  11  noun
Explanations in Malagasy  12  [1.1] Fisarahana, fahatapahana
Derivatives 
13  Active verbs :
14  Passive verbs :
15  Relative verbs :
16  Names :
17  Adjectives :

Entry (3/3)18  ito
Part of speech  19  noun
Explanations in French  20  [1.196] Nom donné aux écorces de hafotra quand elles ont été battues et tressées pour faire des liens solides, ou taillées et filées pour être tissées. En Imerina, on dit plutôt hifi-tenona, surtout dans le dernier cas. [Betsileo]
Vocabulary  21  Botany

Anagrams  22 

Updated on 2025/01/21