|
|
|
|

Entry1  maito
Root  2  ito
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.78] [Bara] tapaka, maty
5  [1.1] Tapaka tarangana, mifarana tsy misy romoromo
6  [2.285#217] tapaka
Examples  7  Akosa izy raha sady manify no mora maito, toy ny fanjaitra. [1.357#]
8  Masa-bary maito kitoza lehiroana, hoy izy, fa andeha itsy izy. [2.643#65]
Derivatives 
9  Active verbs :
Compound words 
Proverbs  11  Proverbs containing the word maito

Anagrams  12 

Updated on 2025/01/21