Entry | 1 maito |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.78] [Bara]
tapaka, maty 4 [1.1] Tapaka tarangana, mifarana tsy misy romoromo 5 [2.285#217] tapaka |
Examples |
6 [1.357#] Akosa izy raha sady manify no mora maito, toy ny fanjaitra. 7 [2.643#65] Masa-bary maito kitoza lehiroana, hoy izy, fa andeha itsy izy. |
Root | 8 ito |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 11 Proverbs containing the word maito |
Anagrams | 12 aotim, atimo, atoim, iatom, maito, maoty, matoy, miato, miota, mitao, mitoa, moita, otaim, tamio, tamoi, tamoy, taomi, taomy |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |