|
|
|
|

Entry1  tsy misy madilana maito hotohizina
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] ara-bakiteny: (toy ny landy) tsy misy manify na kely andilana hofenoina na tapaka hotohizina
Tsara sy feno tanteraka, tsy misy tsy ampy hampiana na simba hamboarina
Elementary words  4  tsy misy, madilana, maito, tohizina
Synonyms  5  tsy misy madilana hotentenana

Updated on 2024/12/10