Entry | 1 izato |
Root | 2 ito |
Part of speech | 3 pronoun [Full list] |
Explanations in Malagasy |
4 Enti-manondro zavatra na olona somary takontakona ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' ny tondroin' ny fototeny niaviany "ito" ihany: Tiako loatra izato tanàna kely ato ambany andrefana voaravaka voninkazo. Matetika koa anefa ny "izato" dia mpamaritra anarana enti-manambony na manindrahindra zavatra: Endrey! izato tarehin-trano! na mamaritra mpisolo anarana misolo olona: Manao ahoana izato izy? [1.1] |
Explanations in English |
5 this near by (not in sight) [1.7] |
Explanations in French |
6 celui-ci, assez près (pas visible) [1.8] |
Other spellings | 7 izaty |
Compound words |
|
Tables and plates |
9 All the pronouns |
Anagrams | 10 azôty, izato, toazy, zatoi, zatoy |
Updated on 2023/01/21 |