|
|
|
|

Entry1  izatỳ
Root  2  ity
Part of speech  3  pronoun [Full list]
Explanations in Malagasy  4  Enti-manondro zavatra na olona somary takontakona ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' ny tondroin' ny fototeny niaviany "ity" ihany: Tiako loatra izaty tanàna kely ato ambany andrefana voaravaka voninkazo. Matetika koa anefa ny "izaty" dia mpamaritra anarana enti-manambony na manindrahindra zavatra: Endrey! izaty tarehin-trano! na mamaritra mpisolo anarana misolo olona: Manao ahoana izaty izy? [1.1]
Explanations in French  5  celui ou celle qui est là-bas, ce qui est là-bas [1.5]
Examples  6  ry havana, fa malahelo ahy tokoa izaty ikaky sy ineny; [2.69#]
Synonyms  7  izato, izatony
Tables and plates  8  All the pronouns

Updated on 2023/01/22