|
|
|
|

Entry1  irony
Part of speech  2  pronoun [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Enti-manondro olona maro tondroina an' eritreritra: Izaho tsy mba tahaka irony mpanambaka olona irony
Explanations in English  4  [1.7] those far away yonder (in sight)
Explanations in French  5  [1.3] ce, celui-ci, celle-là; voilà
6  [1.8] ceux-là, bien loin (visibles)
Examples  7  [2.296] Toa irony vonin' avoko anaty vero.
8  [2.4] Sigara ohatra irony ilay fonosin-tanana no fahitako azy.
Root  9  iroa
Synonyms  10  iroa, iroakatra, iroana, irokatra, irokitra
Tables and plates  11  All the pronouns

Anagrams  12  irony, niory, noiri, oirin, oriny

Updated on 2025/01/21