Entry | 1 iroa |
Part of speech | 2 pronoun |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
4 Enti-manondro lavidavitra kely: Andeha mipetraka ambanin' iroa hazo iroa ~ Omeo azy iroa [1.1] |
Explanations in English |
5 that one far away (in sight) [1.7] |
Explanations in French |
6 Ce, celui-là, celle-là ; voilà: Iroa mihantona iroa ny satrokao (Voilà votre chapeau qui est suspendu) [1.3] 7 celui-là, au loin (visible) [1.8] |
Examples |
8 Nangina iroa jiolahy. [2.895] 9 Iza iroa andrefan-trano? [2.131] 10 tapaho koa iroa hazo ngezabe [2.69] 11 Hitako avy eto, Ambohimanatrika iroa. [2.245] |
Synonyms | 12 iroakatra, iroana, irokatra, irokitra, irony |
Compound words |
|
Tables and plates |
14 All the pronouns 15 All the pronouns |
Anagrams | 16 ario, iroa, oria |
Updated on 2023/08/11 |