Entry | 1 ireroa |
Root | 2 iroa |
Part of speech | 3 pronoun [Full list] |
Explanations in Malagasy |
4 Enti-manondro zavatra na olona maro, ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' ny an' ny fototeny niaviany "iroa": Hitanao ireroa hazo anankiroa amoron-drano ireroa [1.1] |
Explanations in English |
5 those far away (in sight) plur. of iroa [1.7] |
Explanations in French |
6 ceux-là, bien loin (visibles), plur. de iroa [1.8] |
Examples |
7 Ry mpiandry gisa ireroa! [2.69] 8 ireroa mpitondra sarety roa lahy miato amoron-dalana ireroa sisa tsy namono ny afony. [1.281] |
Derivatives |
|
Tables and plates |
10 All the pronouns |
Updated on 2023/01/21 |