|
|
|
|

Entry1  ireroa
Part of speech  2  pronoun [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Enti-manondro zavatra na olona maro, ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' ny an' ny fototeny niaviany "iroa": Hitanao ireroa hazo anankiroa amoron-drano ireroa
Explanations in English  4  [1.7] those far away (in sight) plur. of iroa
Explanations in French  5  [1.8] ceux-là, bien loin (visibles), plur. de iroa
Examples  6  [2.69] Ry mpiandry gisa ireroa!
7  [1.281] ireroa mpitondra sarety roa lahy miato amoron-dalana ireroa sisa tsy namono ny afony.
Root  8  iroa
Derivatives 
9  Pronouns :
Tables and plates  10  All the pronouns

Updated on 2025/01/21