Entry (1/2) | 1 isika |
Part of speech | 2 pronoun [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 Fanao teny lazaina, misolo ny olona miteny raha maro ka tsy manavaka ny tenany amin'ny olona itenenany izy: 4 Samy olombelona mety diso daholo isika. 5 (Raha manavaka ny tena amin'ny olona itenenana, dia izahay no ampiasaina: 6 Malagasy izahay fa ianareo vazaha). [1.1] |
Explanations in English |
7 we, including the speaker and the spoken to. Compare izahay. [Compare Rotumah is and New Hebrides akaija.]) [1.2] 8 we (including those addressed) [1.7] |
Explanations in French |
9 nous (y compris ceux à qui on parle). [1.3] 10 nous (inclusif) [1.5, 1.8] |
Explanations in Italian |
11 noi [1.18] |
Analogs | 12 antsika, -ntsika |
Compound words |
|
Titles | 16 Tanindrazana sy Firenena ary isika Malagasy (Ravelojaona) |
Tables and plates |
17 All the pronouns |
Entry (2/2) | 18 ïsika |
Part of speech | 19 noun |
Explanations in Malagasy |
20 hira [Sihanaka]
[1.78] |
Synonyms | 21 hosika |
Anagrams | 22 asiki, isaky, isika, ïsika, saiky |
Updated on 2023/08/11 |