Entry | 1 izahay |
Part of speech | 2 pronoun [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fanao teny lazaina misolo ny olona miteny raha maro ka manavaka ny tenany amin'ny olona itenenany izy: Malagasy izahay fa ianareo vazaha. Indraindray mety azo asolo ny "izaho" ny "izahay" raha misy olona hafa voalaza ho miaraka amin'ny tena miteny: Nitsidika anao teto izahay sy Rakoto fa tsy nahatratra anao. |
Explanations in English |
4 [1.2] We (excluding the person addressed). Compare isika. 5 [1.7] we (excluding those addressed) |
Explanations in French |
6 [1.3] Nous (à l'exclusion de ceux à qui on parle). 7 [1.5, 1.8] nous (exclusif) |
Explanations in Italian |
8 [1.18] noi |
Analogs | 9 anay, nay, ay |
Titles | 10 Andeha hianatra izahay : Fianarana mamaky teny sy manisa (taona voalohany) (Razafintsalama-Rabenjamina Lucie) |
Tables and plates |
11 All the pronouns |
Updated on 2020/07/31 |