|
|
|
|

Entry (1/3)1  nay
Part of speech  2  interjection [Full list]
Explanations in Malagasy  3  Tapaka farany amin' ny teny hoe "Inay", enti-milaza nenina amin' ny nanaovana na tsy nanaovana zavatra iray efa lasa, na faniriana manao dia mianotra momba ny toe-javatra efa raikitra: Nay aho tsy nahalala iny olona iny na oviana na oviana! [1.1]
Explanations in English  4  an expression of like or dislike, gladness, or astonishment. [1.2]
Analogs  5  toy izay, tahaka izay

Entry (2/3)6  nay
Part of speech  7  adverb [Full list]
Explanations in English  8  not [Provincial] [1.2]

Entry (3/3)9  -nay
Part of speech  10  pronoun [Full list]
Explanations in Malagasy  11  Mpisolo anarana misolo olona fanao tovana, entin'ny olona maro milaza izay azy na izay ataony, tsy iombonany amin'ny olona iresahany: Tranonay, vohitray. / Aza matahotra ianao fa vitanay telo lahy io. [1.1]
Explanations in English  12  Our, ours; by us. Not including the person addressed. Compare -ntsika@mg.pn. Rainay [ray]. Our father. Alefanay [lefa]. Set free by us.
13  When added to trisyllabic words ending in -ka or -tra, the n is rejected. Satrokay [satroka]. Our hat. Fantratray [fantratra]. Known by us.
14  -ay: contraction of -nay after words ending in -ka or -tra, as satrokay, our hat; fantatray, known by us. [1.2]
15  our; done by us (exclusive) [1.7]
Explanations in French  16  Suffixe, excluant les personnes à qui l'on parle. Notre, nos, de nous, par nous. Ny tranonay: notre maison. Hiatnay: vu par nous. Amboninay: au-dessus de nous. [1.3]
17  Nos, de nous, par nous (exclusif). [1.5]
18  à nous, notre; fait par nous (exclusif). [1.8]
Morphology 
19  Simple :
Analogs  20  ay, izahay, anay
Tables and plates  21  All the pronouns

Anagrams  22  ain, an' i, ani, any, añy, ~ina, ina, i~na, nay, -nay, nia

Updated on 2020/07/31