Entry | 1 anay |
Part of speech | 2 pronoun [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mpisolo anarana misolo olona enti-manolo ny izahay raha atao teny fameno: Nanasa anay idadatoa tamin'ny alahady,, na atao teny milaza tompon-javatra: Anay ny fandresena! |
Explanations in English |
4 [1.2] Us, ours (but not yours); used as accusative or possessive plural of aho, or izaho. 5 [1.7] us (exclusive - as object); ours |
Explanations in French |
6 [1.3] (excluant ceux à qui l'on parle). Nous, à nous. Aza mitora-bato anay: ne nous lancez pas des pierres. Anay ireo voankazo ireo: ces fruits sont à nous. Anay ny miambina anio alina: c'est à nous à faire la garde la nuit prochaine. Anay ho anay izany: c'est notre affaire. 7 [1.5] Nous, à nous 8 [1.8] nous (exclusif - objet); nôtre. |
Explanations in Italian |
9 [1.18] noi, a noi |
Analogs | 10 ny anay, izahay, -nay |
Compound words |
|
Tables and plates |
12 All the pronouns |
Anagrams | 13 |
Updated on 2025/01/28 |