|
|
|
|

Entry1  itikitra
Part of speech  2  pronoun [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.1] misy tovana, mitovy hevitra sy fampiasa amin' ny fototeny niaviany "itỳ": Tsy tiako itikitra satroka itikitra. Aleoko lavitra itikitra
Explanations in English  4  [1.7] this quite close (in sight)
Explanations in French  5  [1.8] celui-ci, tout près (visible)
Examples  6  [2.654#] fa anarany ny Tsimandoa amin' Ilehidama ataony hoe Iandafindraosa, fa raha ity anao itikitra, dia hanomezanay toky anao.
Root  7  itỳ
Tables and plates  8  All the pronouns

Updated on 2024/12/11