|
|
|
|

Entry1  itoerana
Root  2  toetra
Part of speech  3  relative verb
Explanations in English  4  [1.7] to be abided in
Explanations in French  5  [1.3#707]
6  [1.8] où l'on séjourne
Examples  7  Any Toamasina no itoerany (C'est à Tamatave qu'il habite, qu'il reste, qu'il demeure) [1.3]
8  Eo ambony latabatra no itoeran' ny boky (Les livres sont placés sur la table, se trouvent sur la table) [1.3]
9  Koa raha tsy miray hina hanohitra isika, dia ho levony mihitsy ny trano itoerana sy ny fananana, ary ho lasany ho babo ny tena sy ny fananana. [2.588#]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Proverbs  14  Proverbs containing the word itoerana

Anagrams  15  aetrinao, aretinao, aterinao, atinareo, ierotana, ietranao, ioretana, itanareo, itoerana, tianareo, toeranay

Updated on 2023/01/20