|
|
|
|

Entry1  itony
Part of speech  2  pronoun [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.1] misy tovana mitovy hevitra sy fampiasa amin' ny fototeny "ito" na "itỳ": Mampilendalenda itoy voankazo itony ~ Itony ka tena zavatra!
Explanations in English  4  [1.7] this
Explanations in French  5  [1.8] celui-ci, ce
Examples  6  itony tany no tsotsofina; [2.69]
7  Mankasitraka, fa soa itony. [2.245]
8  Tsy hita itony olona itony. [2.4]
9  Inona izao no anaran' itony? [2.471]
Derivatives 
10  Pronouns :
Synonyms  11  itoy
Tables and plates  12  All the pronouns

Anagrams  13 

Updated on 2025/01/21